https://andro.io/app/omg-1pyae
Power 100
Android app profile
Za Sy Orange for Android – Latest Version & Features
★★★★★
(0 ratings)
Rate this app
How do you feel about Za Sy Orange?
Thanks for your feedback!
> 2.2k
Monthly Downloads
~$900
Estimated Cost
Screenshots
About Za Sy Orange
Za Sy Orange dia une application maimaim-poana ho anny mpanjifa Orange Madagascar ahafahana :- Mitantana ny kaonty Orange (mamahana, mandefa fahana, mitsidika ny solde, mividy tolotra, Lany Credit, sns.)- Miditra aminny services isan-karazany sy application Orange hafa- Miditra aminny sercice client (FAQ, numerao ahazoana ny service client, adiresinireo botika Orange)Manombokizao, tsy voatery mitadidy ireo kaody idirana aminny tolotra Orange intsony ianao!----------------------------------------------------------------------------------------------Conditions : - Fampiasana : application Za Sy Orange dia azo ampiasainny mpanjifa Orange rehetra izay ao anatinny tambazotra Orange Madagascar.- Téléchargement : afaka alaina aminny alalanny Wifi na avy aminireo tolotra aterineto Orange.- Vidiny : ny fampiasana anatinny application dia maimaim-poana ao anatinny tambazotra Orange (ankoatra ny localisation agences sy botika Orange).Araho mandrakariva ny momba ny tolotra Orange sy ireo vaovao farany ao aminny centre de notifications.----------------------------------------------------------------------------------------------Manana fanontaniana na soso-kevitra ve ianao?
afaka alefanao aminny mailaka: [email protected] izahay ao aminny Twitter sy Facebook : https://twitter.com/orange_mgwww.facebook.com/orangemada
afaka alefanao aminny mailaka: [email protected] izahay ao aminny Twitter sy Facebook : https://twitter.com/orange_mgwww.facebook.com/orangemada